Psalms 95:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izy no Andriamanitsika ary olona fiandriny sy ondry tandremany isika. Enga anie ka hohenoinareo anio ny feony hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Izy no Andriamanitsika, ary isika dia vahoaka eo am-balany, andian’ondry entin’ny tanany. A! raha mba mihaino ny feony mantsy ianareo anio!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria Izy no Andriamanitsika, fa isika kosa vahoaka fiandriny, andian’ondry tarihiny. Koa enga anie ianareo anio mba hahahaino ny feony manao hoe:
Malagasy Bible 1865
Fa Izy no Andriamanitsika; Ary olona fiandriny sy ondry tandremany isika. Enga anie ka hohenoinareo anio ny feony manao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izy no Andriamanitsika ary olona fiandriny sy ondry tandremany isika. Enga anie ka hohenoinareo anio ny feony hoe:
malagasy
Fa Izy no Andriamanitsika; Ary olona fiandriny sy ondry tandremany isika. Enga anie ka hohenoinareo anio ny feony manao hoe: