Psalms 95:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tao Meriba sy tahaka ny tamin’ny andro tao Masa, fony tany an-tany efitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manamafy ny fonareo, toy ny tany Meribà, tahaka ny tamin’ny andro tao Masà, tany an’efitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza manamafy ny fonareo tahaka ny nataon’ny razanareo tao Meribà tamin’ny zava-nitranga tao Masà, tany an-taniefitra.
Malagasy Bible 1865
Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tao Meriba, Sy tahaka ny tamin'ny andro tao Masa fony tany an-efitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tao Meriba sy tahaka ny tamin’ny andro tao Masa, fony tany an-tany efitra,
malagasy
Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tao Meriba, Sy tahaka ny tamin'ny andro tao Masa fony tany an-efitra,[Na: Anio raha hihaino ny feony ianareo, dia aza]