Psalms 95:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nakan’ny razanareo fanahy Ahy sy nizahany toetra Ahy, na dia efa hitany aza ny asako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nakan’ny razanareo fanahy Ahy, sy nizahany toetra Ahy, na dia efa nahita ny asako aza izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nihantsy sy nitsapa Ahy ny razanareo, na dia efa nahita ny asa nataoko aza.
Malagasy Bible 1865
Izay nakan'ny razanareo fanahy Ahy, Sy nizahany toetra Ahy, na dia efa hitany aza ny asako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nakan’ny razanareo fanahy Ahy sy nizahany toetra Ahy, na dia efa hitany aza ny asako.
malagasy
Izay nakan'ny razanareo fanahy Ahy, Sy nizahany toetra Ahy, na dia efa hitany aza ny asako.