Psalms 96:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihirà fihiram-baovao ho an’NY TOMPO! Mihirà ho an’NY TOMPO, ry tany rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihirà fihiram-baovao ho an’i Iaveh! Mihirà ho an’i Iaveh ianareo monina amin’ny tany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihirà hira vao ho an’ny TOMPO. Mihirà ho AZY, ry mponin’ny tany tontolo.
Malagasy Bible 1865
Mihira fihiram-baovao ho an'i Jehovah; Mihirà ho an'i Jehovah ry tany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihirà fihiram-baovao ho an’NY TOMPO! Mihirà ho an’NY TOMPO, ry tany rehetra!
malagasy
[Hira fifaliana noho ny hihavian'ny fanjakan'Andriamanitra] Mihira fihiram-baovao ho an'i Jehovah; Mihirà ho an'i Jehovah ry tany rehetra.