Psalms 96:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazao any amin’ny Jentilisa fa NY TOMPO no Mpanjaka ary izao rehetra izao dia mitoetra tsara ka tsy hihetsika. Hitsara ny firenena amin’ny fahamarinana Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazao eo amin’ny firenena hoe: «I Iaveh no mpanjaka»; ka hitoetra sy tsy hihetsiketsika izao tontolo izao; hitsara ny vahoaka araka ny rariny Izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazao amin’ny olona hoe: «Ny TOMPO no mpanjaka! Voaorina mafy izao rehetra izao ka tsy hihontsona; hofehezin’ny Tompo araka ny hitsiny ny vahoaka.»
Malagasy Bible 1865
Lazao any amin'ny jentilisa fa Jehovah no Mpanjaka; Ary izao rehetra izao voaorina ka tsy hihetsika; Hitsara ny olona amin'ny fahamarinana Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazao any amin’ny Jentilisa fa NY TOMPO no Mpanjaka ary izao rehetra izao dia mitoetra tsara ka tsy hihetsika. Hitsara ny firenena amin’ny fahamarinana Izy.
malagasy
Lazao any amin'ny jentilisa fa Jehovah no Mpanjaka; Ary izao rehetra izao voaorina ka tsy hihetsika; Hitsara ny olona amin'ny fahamarinana Izy.