Psalms 96:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hifaly ny lanitra ary hiravoravo ny tany! Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hifaly ny lanitra, sy hiravoravo ny tany. Aoka hisebiseby ny ranomasina mbamin’izay rehetra ao aminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hifaly ny lanitra ary hiravoravo ny tany, aoka hirohondrohona ny ranomasina mbamin’izay rehetra ao anatiny,
Malagasy Bible 1865
Aoka ho faly ny lanitra ary ho ravoravo ny tany; Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hifaly ny lanitra ary hiravoravo ny tany! Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy!
malagasy
Aoka ho faly ny lanitra ary ho ravoravo ny tany; Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy.