Psalms 96:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hiravoravo ny saha sy izay rehetra eo aminy; dia hihoby amin’izay ny hazo rehetra any an’ala
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aoka ho miramirana ny saha mbamin’izay rehetra ao aminy aoka hihoby ny hazo rehetra any an’ala,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
aoka hibita-kafaliana ny saha mbamin’izay rehetra ao aminy, aoka ny hazo rehetra any an’ala hihoby
Malagasy Bible 1865
Aoka ho faly ny saha sy izay rehetra eo aminy; Dia hihoby amin'izay ny hazo rehetra any an'ala
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hiravoravo ny saha sy izay rehetra eo aminy; dia hihoby amin’izay ny hazo rehetra any an’ala
malagasy
Aoka ho faly ny saha sy izay rehetra eo aminy; Dia hihoby amin'izay ny hazo rehetra any an'alaEo anatrehan'i Jehovah, fa avy Izy, Eny, avy hitsara ny tany Izy; Hitsara izao tontolo izao araka ny rariny Izy Ary ny firenena amin'ny fahamarinany.