Psalms 96:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eo anatrehan’NY TOMPO fa avy Izy; eny, avy hitsara ny tany Izy. Hitsara izao tontolo izao araka ny rariny Izy ary ny firenena amin’ny fahamarinany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
eo anatrehan’i Iaveh fa avy Izy. Avy hitsara ny tany Izy; hitsara izao tontolo izao araka ny rariny Izy, ary ny firenena, araka ny fahamarinany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hitsena ny TOMPO satria tamy Izy: eny, tamy Izy mba hifehy ny tany; dia hifehy ny tontolo araka ny rariny Izy ary hifehy ny firenena araka ny hitsiny.
Malagasy Bible 1865
Eo anatrehan'i Jehovah, fa avy Izy, Eny, avy hitsara ny tany Izy; Hitsara izao tontolo izao araka ny rariny Izy Ary ny firenena amin'ny fahamarinany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eo anatrehan’NY TOMPO fa avy Izy; eny, avy hitsara ny tany Izy. Hitsara izao tontolo izao araka ny rariny Izy ary ny firenena amin’ny fahamarinany.
malagasy
Eo anatrehan'i Jehovah, fa avy Izy, Eny, avy hitsara ny tany Izy; Hitsara izao tontolo izao araka ny rariny Izy Ary ny firenena amin'ny fahamarinany.