Psalms 96:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihirà ho an’NY TOMPO, misaora ny anarany, ambarao isanandro isanandro ny vaovao mahafalin’ny famonjeny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihirà ho an’i Iaveh, misaora ny Anarany. Lazao isan’andro ny famonjeny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihirà ho an’ny TOMPO, misaora ny anarany; torio isan’andro isan’andro ny namonjeny antsika.
Malagasy Bible 1865
Mihirà ho an'i Jehovah, misaora ny anarany; Lazao isan'andro isan'andro ny famonjeny mahafaly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihirà ho an’NY TOMPO, misaora ny anarany, ambarao isanandro isanandro ny vaovao mahafalin’ny famonjeny!
malagasy
Mihirà ho an'i Jehovah, misaora ny anarany; Lazao isan'andro isan'andro ny famonjeny mahafaly.