Psalms 96:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andriamanitry ny firenena dia tsinontsinona, fa NY TOMPO no nanao ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsinontsinona avokoa ny andriamanitry ny firenena. Fa i Iaveh no nanao ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsinontsinona avokoa ireo andriamanitry ny firenen-kafa, fa ny TOMPO kosa no nanao ny lanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa ny andriamanitry ny firenena dia tsinontsinona; Fa Jehovah no nanao ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andriamanitry ny firenena dia tsinontsinona, fa NY TOMPO no nanao ny lanitra.
malagasy
Fa ny andriamanitry ny firenena dia tsinontsinona; Fa Jehovah no nanao ny lanitra.