Psalms 96:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Famirapiratana sy voninahitra no eo anatrehany, hery sy fahatsaran-tarehy no ao amin’ny fitoerany masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manoloana Azy ny famirapiratana amam-pahalehibeazana; ao amin’ny fitoerany masina ny hery amam-piandrianana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahalehibeazana sy famirapiratana no manodidina Azy ary hery sy fiandrianana no mameno ny Toeramasiny.
Malagasy Bible 1865
Famirapiratana sy voninahitra no eo anatrehany; Hery sy fahatsaran-tarehy no ao amin'ny fitoerany masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Famirapiratana sy voninahitra no eo anatrehany, hery sy fahatsaran-tarehy no ao amin’ny fitoerany masina.
malagasy
Famirapiratana sy voninahitra no eo anatrehany; Hery sy fahatsaran-tarehy no ao amin'ny fitoerany masina.