Psalms 96:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Omeo NY TOMPO ny voninahitry ny anarany! Manolora fanatitra ka mankanesa eo an-kianjany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omeo an’i Iaveh ny voninahitra mendrika ny Anarany. Mitondrà ny fanatitra, ka mankanesa eo an-kianjany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tolory haja ny TOMPO satria be voninahitra Izy. Mitondrà fanatitra ka midira eo an-kianjan’ny tempoly;
Malagasy Bible 1865
Manomeza an'i Jehovah ny voninahitry ny anarany; Mitondrà fanatitra, ka mankanesa eo an-kianjany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Omeo NY TOMPO ny voninahitry ny anarany! Manolora fanatitra ka mankanesa eo an-kianjany!
malagasy
Manomeza an'i Jehovah ny voninahitry ny anarany; Mitondrà fanatitra, ka mankanesa eo an-kianjany.