Psalms 96:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miankohofa eo anatrehan’NY TOMPO amin’ny fihaingoana masina; mangovita eo anatrehany, ry tany rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miankohofa eo anatrehan’i Iaveh amin’ny fanamiana masina, mangovita eo anatrehany ianareo monina amin’ny tany rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia miankohofa eo anatrehan’ny TOMPO, rehefa miseho ny fahamasinany. Mangovita eo anoloany, ry mponin’ny tany tontolo.
Malagasy Bible 1865
Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah amin'ny fihaingoana masina; Mangovita eo anatrehany, ry tany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miankohofa eo anatrehan’NY TOMPO amin’ny fihaingoana masina; mangovita eo anatrehany, ry tany rehetra!
malagasy
Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah amin'ny fihaingoana masina; Mangovita eo anatrehany, ry tany rehetra.