Psalms 97:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no Mpanjaka, aoka hihoby ny tany! Aoka hiravoravo ny nosy marobe!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpanjaka i Iaveh: aoka hifaly ny tany; Aoka hiravoravo ny nosy maro!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO no mpanjaka: miravoa, ry tany tontolo; mifalia, ry mponina amin’ny nosy maro.
Malagasy Bible 1865
Jehovah no Mpanjaka, aoka ho faly ny tany; Aoka ho ravoravo ny nosy maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no Mpanjaka, aoka hihoby ny tany! Aoka hiravoravo ny nosy marobe!
malagasy
[Ny fisehoan'ny fanjakan'Andriamanitra amin'ny hery izay maharava ny sampy, fa mahasoa ny mpanompon'Andriamanitra kosa] Jehovah no Mpanjaka, aoka ho faly ny tany; Aoka ho ravoravo ny nosy maro.