Psalms 97:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo izay tia NY TOMPO, mankahalà ny ratsy! Miaro ny ain’ny olony masina Izy ary manafaka azy amin’ny tanan’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mankahalà ny ratsy, ianareo izay tia an’i Iaveh; miaro ny fanahin’ny mpino Azy Izy, dia manafaka azy amin’ny tanan’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo fatra-pitia ny TOMPO, mankahalà ny ratsy fa miaro ny ain’ireo mpivavaka aminy Izy ka manafaka azy tsy ho voatanan’ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Hianareo izay tia an'i Jehovah, mankahalà ny ratsy; Miaro ny fanahin'ny olony masina Izy Ary mamonjy azy amin'ny tanan'ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo izay tia NY TOMPO, mankahalà ny ratsy! Miaro ny ain’ny olony masina Izy ary manafaka azy amin’ny tanan’ny ratsy fanahy.
malagasy
Hianareo izay tia an'i Jehovah, mankahalà ny ratsy; Miaro ny fanahin'ny olony masina Izy Ary mamonjy azy amin'ny tanan'ny ratsy fanahy.