Psalms 97:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahazavana no voafafy ho an’ny marina ary ny fifaliana dia ho an’ny mahitsy fo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afafy ho an’ny marina ny fahazavana, ary ho an’ny mahitsy fo ny fifaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy hazavana mamiratra ho an’ny olo-marina, ka mitondra haravoana izany ho an’ny mahitsy fo.
Malagasy Bible 1865
Ny fahazavana no voafafy ho an'ny marina, Ary ny fifafiana ho an'ny mahitsy fo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahazavana no voafafy ho an’ny marina ary ny fifaliana dia ho an’ny mahitsy fo.
malagasy
Ny fahazavana no voafafy ho an'ny marina, Ary ny fifafiana ho an'ny mahitsy fo.Mifalia amin'i Jehovah, ry olo-marina, Ary miderà ny anarany masina.[Na: ny fahatsiarovana ny fahamasinany]