Psalms 97:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifalia amin’NY TOMPO, ry olo-marina ary miderà ny anarany masina!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifalia amin’i Iaveh, ry olo-marina, ary manomeza voninahitra ny Anarany masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifalia ao amin’ny TOMPO, ianareo olo-marina; manaova fiderana Azy ka tsarovy fa masina Izy.
Malagasy Bible 1865
Mifalia amin'i Jehovah, ry olo-marina, Ary miderà ny anarany masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifalia amin’NY TOMPO, ry olo-marina ary miderà ny anarany masina!
malagasy
Mifalia amin'i Jehovah, ry olo-marina, Ary miderà ny anarany masina.[Na: ny fahatsiarovana ny fahamasinany]