Psalms 97:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rahona sy haizim-pito no manodidina Azy. Fahamarinana sy fitsarana marina no fanorenan’ny sezafiandrianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rahona aman’aloka no manodidina Azy, rariny sy hitsiny no iorenan’ny seza fiandrianany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rahona sy zavona mikitroka no manodidina Azy; rariny sy hitsiny no iorenan’ny fanjakany.
Malagasy Bible 1865
Rahona sy aizim-pito no manodidina Azy Fahamarinana sy fitsarana no fanorenan'ny seza fiandrianany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rahona sy haizim-pito no manodidina Azy. Fahamarinana sy fitsarana marina no fanorenan’ny sezafiandrianany.
malagasy
Rahona sy aizim-pito no manodidina Azy Fahamarinana sy fitsarana no fanorenan'ny seza fiandrianany.