Psalms 97:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy afo mialoha Azy ka mandevona ny fahavalony manodidina izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afo no mandroso eo alohany, sady mandevona ny fahavalony manodidina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy afo mandeha mialoha Azy ka mandevona ny fahavalony eny manodidina.
Malagasy Bible 1865
Misy afo mialoha Azy ka mandevona ny fahavalony manodidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy afo mialoha Azy ka mandevona ny fahavalony manodidina izany.
malagasy
Misy afo mialoha Azy ka mandevona ny fahavalony manodidina.