Psalms 97:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahazava izao tontolo izao ny tselatra alefany; mahita izany ny tany ka mihorohoro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahazava izao tontolo izao ny tselany, mahita izany ny tany ka mipararetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahazava izao tontolo izao ny tselany; mahita izany ny tany ka dia mangovitra.
Malagasy Bible 1865
Mahazava izao tontolo izao ny helany; Mahita izany ny tany ka mihorohoro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahazava izao tontolo izao ny tselatra alefany; mahita izany ny tany ka mihorohoro.
malagasy
Mahazava izao tontolo izao ny helany; Mahita izany ny tany ka mihorohoro.