Psalms 97:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tendrombohitra dia miempo tahaka ny savoka eo anatrehan’NY TOMPO, dia eo anatrehan’ny Tompon’ny tany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miempo hoatry ny savoka ny tendrombohitra eo anatrehan’i Iaveh, dia eo anatrehan’ny Tompon’ny tany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miempo toy ny savoka ny tendrombohitra eo anoloan’ilay TOMPOn’ny tany tontolo;
Malagasy Bible 1865
Ny tendrombohitra miempo tahaka ny savoka eo anatrehan'i Jehovah, Dia eo anatrehan'ny Tompon'ny tany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tendrombohitra dia miempo tahaka ny savoka eo anatrehan’NY TOMPO, dia eo anatrehan’ny Tompon’ny tany rehetra.
malagasy
Ny tendrombohitra miempo tahaka ny savoka eo anatrehan'i Jehovah, Dia eo anatrehan'ny Tompon'ny tany rehetra.