Psalms 97:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lanitra dia manambara ny fahamarinany ary ny firenena rehetra dia mahita ny voninahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lanitra mitory ny fahamarinany, ary ny firenena rehetra mibanjina ny voninahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
manambara ny fahamarinany ny lanitra ary mahita ny voninahiny ny firenen-drehetra.
Malagasy Bible 1865
Ny lanitra maneho ny fahamarinany, Ary ny firenena rehetra mahita ny voninahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lanitra dia manambara ny fahamarinany ary ny firenena rehetra dia mahita ny voninahiny.
malagasy
Ny lanitra maneho ny fahamarinany, Ary ny firenena rehetra mahita ny voninahiny.