Psalms 97:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandre i Ziona ka faly ary miravoravo ny zanakavavin’i Joda noho ny fitsaranao, TOMPO ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandre i Siôna, ka nifaly; niravoravo ireo zanakavavin’i Jodà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandre izany i Tsiôna ka miravo; ireo tanànan’i Joda mifaly noho ny fifehezanao, TOMPO ô,
Malagasy Bible 1865
Ziona mandre ka faly; Ary ravoravo ny zanakavavin'i Joda Noho ny fitsaranao, Jehovah ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandre i Ziona* ka faly ary miravoravo ny zanakavavin’i Joda* noho ny fitsaranao, TOMPO ô!
malagasy
Ziona mandre ka faly; Ary ravoravo ny zanakavavin'i Joda Noho ny fitsaranao, Jehovah ô.