Psalms 97:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao, TOMPO ô, no Avo Indrindra, ambonin’ny tany rehetra; tafasandratra avo ambonin’ny andriamanitra rehetra Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria Ianao, ry Iaveh, no Avo Indrindra ambonin’ny tany rehetra; Ianao dia tafasandratra indrindra ambonin’ny andriamanitra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria IANAO no Ilay Avo Indrindra eran-tany sady ambonin’ireo andriamanitra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao, Jehovah ô, no avo indrindra ambonin'ny tany rehetra; Efa avo ambonin'ny andriamanitra rehetra Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao, TOMPO ô, no Avo Indrindra, ambonin’ny tany rehetra; tafasandratra avo ambonin’ny andriamanitra rehetra Ianao.
malagasy
Fa Hianao, Jehovah ô, no avo indrindra ambonin'ny tany rehetra; Efa avo ambonin'ny andriamanitra rehetra Hianao.