Psalms 98:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO nampahafantatra ny famonjeny; teo imason’ny Jentilisa no nanehoany ny fahamarinany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampiharihary ny famonjeny i Iaveh; nanambara ny fahamarinany teo imason’ny firenena Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampahafantarin’ny TOMPO izany fandresena izany; teo anatrehan’ireo firenena no nanehoany fa mpanafaka Izy:
Malagasy Bible 1865
Jehovah efa nampahafantatra ny famonjeny; Teo imason'ny jentilisa no nanehoany ny fahamarinany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO nampahafantatra ny famonjeny; teo imason’ny Jentilisa* no nanehoany ny fahamarinany.
malagasy
Jehovah efa nampahafantatra ny famonjeny; Teo imason'ny jentilisa no nanehoany ny fahamarinany.