Psalms 98:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihobia ho an’NY TOMPO, ry tany rehetra! Velomy ny hoby ka mihirà!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova hobin-kafaliana mankamin’i Iaveh, ianareo monina amin’ny tany rehetra. Ataovy mipoaka amin’ny feon-java-maneno ny firavoravoanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihobia ny TOMPO, ry mponin’ny tany tontolo; ataovy manakoako ny horakora-pifaliana mbamin’ny feon’ireo zava-maneno.
Malagasy Bible 1865
Mihobia ho an'i Jehovah, ry tany rehetra, Velomy ny hoby, ka mihirà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihobia ho an’NY TOMPO, ry tany rehetra! Velomy ny hoby ka mihirà!
malagasy
Mihobia ho an'i Jehovah, ry tany rehetra, Velomy ny hoby, ka mihirà.