Psalms 98:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mankalazà NY TOMPO amin’ny lokanga, dia amin’ny lokanga sy ny feon-kira,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mankalazà an’i Iaveh amin’ny harpa, amin’ny harpa sy amin’ny fihirana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mankalazà ny TOMPO amim-baliha sy feon-kira;
Malagasy Bible 1865
Mankalazà an'i Jehovah amin'ny lokanga, Dia amin'ny lokanga sy ny feo fihirana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mankalazà NY TOMPO amin’ny lokanga, dia amin’ny lokanga sy ny feon-kira,
malagasy
Mankalazà an'i Jehovah amin'ny lokanga, Dia amin'ny lokanga sy ny feo fihirana,