Psalms 98:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny trompetra sy ny fitsofana ny anjomara ka mihobia eo anatrehan’NY TOMPO Mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova hobin-kafaliana eo anatrehan’i Iaveh Mpanjaka, amin’ny trômpetra amam-peon’anjomara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihobia ilay TOMPO Mpanjaka amin’ny trompetra sy feon’anjomara.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny trompetra sy ny fitsofana ny anjomara, Ka mihobia eo anatrehan'i Jehovah Mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny trompetra sy ny fitsofana ny anjomara ka mihobia eo anatrehan’NY TOMPO Mpanjaka.
malagasy
Amin'ny trompetra sy ny fitsofana ny anjomara, Ka mihobia eo anatrehan'i Jehovah Mpanjaka.