Psalms 98:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy, izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hisebiseby ny ranomasina mbamin’izay rehetra ao aminy; Aoka ny tany mbamin’ny mponina eo aminy hampiseho ny fientanan-kafaliany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hirohondrohona ny ranomasina mbamin’izay rehetra ao anatiny ary aoka hiredona hira ny tany sy ny mponina ao aminy!
Malagasy Bible 1865
Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy, Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy, izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy.
malagasy
Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy, Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy.