Psalms 98:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hiteha-tanana ny riaka; aoka hiara-mihoby aminy koa ny tendrombohitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho velon-tehaka ny ony; aoka hanao hobin-kafaliana ny tendrombohitra rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hiteha-tanana ny ony ary aoka ny tendrombohitra hihoby
Malagasy Bible 1865
Aoka hiteha-tanana ny riaka; Aoka hiara-mihoby aminy koa ny tendrombohitra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hiteha-tanana ny riaka; aoka hiara-mihoby aminy koa ny tendrombohitra,
malagasy
Aoka hiteha-tanana ny riaka; Aoka hiara-mihoby aminy koa ny tendrombohitraEo anatrehan'i Jehovah, fa avy hitsara ny tany Izy; Hitsara izao rehetra izao amin'ny fahamarinana Izy Ary ny firenena amin'ny fahitsiana.