Psalms 98:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eo anatrehan’NY TOMPO, fa avy hitsara ny tany Izy. Hitsara izao rehetra izao amin’ny fahamarinana Izy ary ny firenena amin’ny fahitsiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo anatrehan’i Iaveh, fa avy hitsara ny tany Izy; hitsara ny tany araka ny rariny Izy, sy ny vahoaka araka ny hitsiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hitsena ny TOMPO satria tamy Izy: eny, tamy Izy mba hifehy ny tany; dia hifehy ny tontolo araka ny rariny Izy ary hifehy ny firenena araka ny hitsiny.
Malagasy Bible 1865
Eo anatrehan'i Jehovah, fa avy hitsara ny tany Izy; Hitsara izao rehetra izao amin'ny fahamarinana Izy Ary ny firenena amin'ny fahitsiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eo anatrehan’NY TOMPO, fa avy hitsara ny tany Izy. Hitsara izao rehetra izao amin’ny fahamarinana Izy ary ny firenena amin’ny fahitsiana.
malagasy
Eo anatrehan'i Jehovah, fa avy hitsara ny tany Izy; Hitsara izao rehetra izao amin'ny fahamarinana Izy Ary ny firenena amin'ny fahitsiana.