Psalms 99:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lehibe ao Ziona NY TOMPO, ary misandratra ambonin’ny firenena rehetra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lehibe ao Siôna i Iaveh, tafasandratra ambonin’ny firenena Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lehibe ao Tsiôna ny TOMPO, avo ambonin’ny firenena rehetra Izy.
Malagasy Bible 1865
Lehibe any Ziona Jehovah; Ary avo ambonin'ny firenena rehetra Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lehibe ao Ziona* NY TOMPO, ary misandratra ambonin’ny firenena rehetra Izy.
malagasy
Lehibe any Ziona Jehovah; Ary avo ambonin'ny firenena rehetra Izy.