Psalms 99:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hidera ny anaranao lehibe sy mahatahotra ireo! Fa masina NY TOMPO!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoderaina anie ny Anaranao, sady lehibe no mahatahotra. - Masina Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ireo hidera ny anaranao izay lehibe sy mampitolagaga, satria masina tokoa Ianao!
Malagasy Bible 1865
Aoka hidera ny anaranao lehibe sy mahatahotra ireo; Fa masina Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hidera ny anaranao lehibe sy mahatahotra ireo! Fa masina NY TOMPO!
malagasy
Aoka hidera ny anaranao lehibe sy mahatahotra ireo; Fa masina Jehovah.