Psalms 99:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny herin’ny mpanjaka dia izy tia rariny; Ianao no mampitoetra ny fahitsiana. Fitsarana marina no ataonao eo amin’i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoderaina anie ny herin’ny Mpanjaka, izay tia ny rariny. Manamafy ny fahitsiana Ianao, mitsara araka ny rariny sy ny hitsiny eo amin’i Jakôba Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry mpanjaka mahery sy tia rariny ô, Ianao no nampiorina ny hitsiny sady niantoka ny rariny sy ny fitsarana teo amin’ny taranak’i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
Ny herin'ny mpanjaka dia tia rariny; Ampitoerinao ny fahitsiana; Fitsarana sy fahamarinana no ataonao eo amin'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny herin’ny mpanjaka dia izy tia rariny; Ianao no mampitoetra ny fahitsiana. Fitsarana marina no ataonao eo amin’i Jakoba.
malagasy
Ny herin'ny mpanjaka dia tia rariny; Ampitoerinao ny fahitsiana; Fitsarana sy fahamarinana no ataonao eo amin'i Jakoba.