Psalms 99:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manandrata NY TOMPO Andriamanitsika ianareo ka miankohofa eo amin’ny fitoeran-tongony! Fa masina Izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mankalazà an’i Iaveh Andriamanitsika, ary miankohofa eo anatrehan’ny lampihazo ipetrahan’ny tongony. - Fa Masina Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Asandrato ny TOMPO Andriamanitsika; Izy no masina ka iankohofy eo anoloan’ny fitoeran-tongony.
Malagasy Bible 1865
Manandrata an'i Jehovah Andriamanitsika ianareo, Ka miankohofa eo amin'ny fitoeran-tongony; Fa masina Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manandrata NY TOMPO Andriamanitsika ianareo ka miankohofa eo amin’ny fitoeran-tongony! Fa masina Izy!
malagasy
Manandrata an'i Jehovah Andriamanitsika ianareo, Ka miankohofa eo amin'ny fitoeran-tongony; Fa masina Izy.