Psalms 99:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Mosesy sy i Arona izay isan’ny mpisorony ary i Samoela izay isan’ny mpiantso ny anarany dia niantso NY TOMPO ka namaly azy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Môizy sy i Aarôna dia anisan’ireo mpisorony, ary i Samoela isan’ireo miantso ny Anarany, dia niantso an’i Iaveh, ka novaliany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Mosesy sy i Aharôna tamin’ireo mpisorony ary i Samoela tamin’ireo mpivavaka aminy dia samy niantso vonjy taminy ka novaliany.
Malagasy Bible 1865
Mosesy sy Arona tamin'ny mpisorony, Ary Samoela tamin'izay mpiantso ny anarany, Niantso an'i Jehovah ireo, ary namaly: azy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Mosesy sy i Arona izay isan’ny mpisorony ary i Samoela izay isan’ny mpiantso ny anarany dia niantso NY TOMPO ka namaly azy Izy.
malagasy
Mosesy sy Arona tamin'ny mpisorony, Ary Samoela tamin'izay mpiantso ny anarany, Niantso an'i Jehovah ireo, ary namaly: azy Izy.