Psalms 99:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteny taminy tao anatin’ny andry rahona Izy; nitandrina ny teny vavolombelony izy ireo, dia ny didy izay nomeny azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny tamin’ireo tao amin’ny andry rahona Izy; nitandrina ny didiny izy ireo sy ny lalàna izay efa nomeny azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao anaty andry rahona ny Tompo no niteny tamin’ny vahoakany; dia nankatoavin’ireo ny baikony mbamin’ny fitsipika nomeny azy.
Malagasy Bible 1865
Niteny taminy tao anatin'ny andri-rahona Izy; Nitandrina ny teni-vavolombelony izy ireo, Dia ny didy izay efa nomeny azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteny taminy tao anatin’ny andry rahona Izy; nitandrina ny teny vavolombelony izy ireo, dia ny didy izay nomeny azy.
malagasy
Niteny taminy tao anatin'ny andri-rahona Izy; Nitandrina ny teni-vavolombelony izy ireo, Dia ny didy izay efa nomeny azy.