Psalms 99:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
RY TOMPO Andriamanitray ô, Ianao no namaly ny nataony; Andriamanitra mamela ny helony Ianao, na dia namaly azy noho ny nataony aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh Andriamanitray ô, nekenao ny fangatahany; Andriamanitra be indrafo ho azy ireo Ianao, ary namaly azy tamin’ny hadisoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO Andriamanitray ô, Ianao mihitsy no mamaly azy; fa Andriamanitra nahari-po taminy Ianao, nefa kosa nanafay azy noho ny ratsy nataony.
Malagasy Bible 1865
Jehovah Andriamanitray ô, Hianao no namaly ny nataony; Andriamanitra, Mpamela ny helony, Hianao, Na dia namaly azy noho ny nataony aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
RY TOMPO Andriamanitray ô, Ianao no namaly ny nataony; Andriamanitra mamela ny helony Ianao, na dia namaly azy noho ny nataony aza.
malagasy
Jehovah Andriamanitray ô, Hianao no namaly ny nataony; Andriamanitra, Mpamela ny helony, Hianao, Na dia namaly azy noho ny nataony aza.Asandrato Jehovah Andriamanitsika, Ary miankohofa eo an-tendrombohiny masina; Fa masina Jehovah Andriamanitsika.