Revelation 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hoe: Izay zavatra hitanao dia soraty ao amin’ny boky ka ampitondray ho any amin’ny Fiangonana fito, dia ho any Efesosy, Smirna, Pergamosy, Tiatira, Sardisy, Filadelfia ary Laodikia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanao hoe: «Soraty amin’ny boky izay hitanao, ka ampitondray any amin’ny Eglizy fito any Azia, dia any Efezy, Smirna, Pergama, Tiatira, Sarda, Filadelfia, ary Laodisea.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanao hoe: –Izay zavatra hitanao dia soraty ho boky ka ampitondray any amin’ny Fiangonana fito: dia any Efeso, Smirna, Pergàmo, Tiatira, Sardy, Filadelfia, ary Laôdisia.
Malagasy Bible 1865
nanao hoe: Izay zavatra hitanao dia soraty eo amin'ny boky, ka ampitondray ho any amin'ny fiangonana fito, dia ho any Efesosy sy Smyrna sy Pergamosy sy Tyatira sy Sardisy sy Filadelfia ary Laodikia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hoe: Izay zavatra hitanao dia soraty ao amin’ny boky ka ampitondray ho any amin’ny Fiangonana fito, dia ho any Efesosy, Smirna, Pergamosy, Tiatira, Sardisy, Filadelfia ary Laodikia.
malagasy
nanao hoe: Izay zavatra hitanao dia soraty eo amin'ny boky, ka ampitondray ho any amin'ny fiangonana fito, dia ho any Efesosy sy Smyrna sy Pergamosy sy Tyatira sy Sardisy sy Filadelfia ary Laodikia.[Gr. eklesia]