Revelation 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitodika aho mba hizaha ilay feo niteny tamiko. Koa rehefa nitodika aho dia nahita fitoeran-jiro volamena fito,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niherika nankany amin’ilay feo niteny tamiko aho, ka nony tafatodika dia nahita fanaovan-jiro, maro rantsana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitodika aho hizaha izay olona niteny tamiko. Ka rehefa tafatodika aho, dia nahita fitoeranjiro volamena fito,
Malagasy Bible 1865
Dia nitodika aho nizaha ilay feo niteny tamiko. Koa rehefa nitodika aho, dia nahita fanaovan-jiro volamena fito;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitodika aho mba hizaha ilay feo niteny tamiko. Koa rehefa nitodika aho dia nahita fitoeran-jiro volamena fito,
malagasy
Dia nitodika aho nizaha ilay feo niteny tamiko. Koa rehefa nitodika aho, dia nahita fanaovan-jiro volamena fito;