Revelation 1:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lohany sy ny volony dia fotsy tahaka ny volon’ondry fotsy, tahaka ny orampanala. Ny masony dia tahaka ny lelafo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny lohany sy ny volony dia fotsy toy ny volon’ondry fotsy, ary mangatsakatsaka toy ny oram-panala; ny masony tahaka ny lelafo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny lohany sy ny volondohany dia fotsy tahaka ny volonondry fotsy na tahaka ny orampanala; ny masony mivaivay tahaka ny lelafo;
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohany sy ny volony dia fotsy tahaka ny volon'ondry fotsy, dia tahaka ny oram-panala, ary ny masony tahaka ny lelafo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lohany sy ny volony dia fotsy tahaka ny volon’ondry fotsy, tahaka ny orampanala. Ny masony dia tahaka ny lelafo,
malagasy
Ary ny lohany sy ny volony dia fotsy tahaka ny volon'ondry fotsy, dia tahaka ny oram-panala, ary ny masony tahaka ny lelafo;