Revelation 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny tongony dia tahaka ny varahina manganohano, ohatra ilay mivaivay avy tao amin’ny lafaoro iny, ary ny feony dia toy ny firohondrohon’ny ranobe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny tongony toy ny varahina manganohano voadio tamin’ny memy afo, ary ny feony toy ny firohondrohon’ny rano be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny tongony mangirangirana tahaka ny halimo manganohano, hoatra ilay halimo voadio tamin’ny memy afo; ary ny feony midoboka tahaka ny firohondrohon’ny ranobe.
Malagasy Bible 1865
ary ny tongony tahaka ny varahina manganohano, hoatra ilay voadio teo amin'ny fandrendrehana iny; ary ny feony toy ny firohondrohon'ny rano be.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny tongony dia tahaka ny varahina manganohano, ohatra ilay mivaivay avy tao amin’ny lafaoro iny, ary ny feony dia toy ny firohondrohon’ny ranobe.
malagasy
ary ny tongony tahaka ny varahina manganohano, hoatra ilay voadio teo amin'ny fandrendrehana iny; ary ny feony toy ny firohondrohon'ny rano be.