Revelation 1:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitana kintana fito teny an-tanany havanana Izy; nisy sabatra maranitra roa lela nivoaka avy teo am-bavany, ary ny tarehiny dia tahaka ny masoandro mamirapiratra amin’ny heriny iny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanany havanana nitana kintana fito, ny vavany nivoahan-tsabatra marani-dany roa, ary ny tarehiny toy ny masoandro mamirapiratra amin’ny heriny indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitana kintana fito teny an-tanany ankavanana Izy, nisy sabatra maranitra roa lela nivoaka avy teo am-bavany ary ny tarehiny dia manelatrelatra tahaka ny masoandro faran’ny mamirapiratra.
Malagasy Bible 1865
Ary nitana kintana fito teny an-tànany ankavanana Izy; ary nisy sabatra maranitra roa lela nivoaka avy teo am-bavany; ary ny tarehiny dia tahaka ny masoandro mamirapiratra amin'ny heriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitana kintana fito teny an-tanany havanana Izy; nisy sabatra maranitra roa lela nivoaka avy teo am-bavany, ary ny tarehiny dia tahaka ny masoandro mamirapiratra amin’ny heriny iny.
malagasy
Ary nitana kintana fito teny an-tànany ankavanana Izy; ary nisy sabatra maranitra roa lela nivoaka avy teo am-bavany; ary ny tarehiny dia tahaka ny masoandro mamirapiratra amin'ny heriny.