Revelation 1:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha nahita Azy aho dia lavo niankohoka teo anoloan’ny tongony tahaka ny maty. Nefa Izy nanendry ahy tamin’ny tanany havanana ka niteny hoe: Aza matahotra! Izaho no Voalohany sy Farany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nahita Azy aho, dia nitsingidina teo an-tongony toy ny maty; fa nanendry ahy tamin’ny tanany havanana Izy, ka nanao hoe: «Aza matahotra; izaho no Voalohany sy Farany ary Velona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nahita ny Zanak’olona aho, dia lavo niankohoka toy ny maty teo anoloan’ny tongony. Fa nametraka teo amboniko ny tanany ankavanana Izy ka nanao hoe: –Aoka izay ny tahotra! Izaho no Voalohany sy Farany,
Malagasy Bible 1865
Ary raha nahita Azy aho, dia lavo niankohoka tahaka ny maty teo anoloan'ny tongony. Fa Izy nanendry ahy tamin'ny tànany ankavanana ka nanao hoe: Aza matahotra; Izaho no Voalohany sy Farany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha nahita Azy aho dia lavo niankohoka teo anoloan’ny tongony tahaka ny maty. Nefa Izy nanendry ahy tamin’ny tanany havanana ka niteny hoe: Aza matahotra! Izaho no Voalohany sy Farany,
malagasy
Ary raha nahita Azy aho, dia lavo niankohoka tahaka ny maty teo anoloan'ny tongony. Fa Izy nanendry ahy tamin'ny tànany ankavanana ka nanao hoe: Aza matahotra; Izaho no Voalohany sy Farany,