Revelation 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia Ilay velona. Efa maty Aho, nefa indro, velona mandrakizay mandrakizay sady manana ny fanalahidin’ny fahafatesana sy ny fitoeran’ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
efa maty Aho, nefa indro velona mandrakizay mandrakizay, sady manana ny fanalahidin’ny fahafatesana sy ny Afobe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ilay Velona; efa maty Aho, nefa indro velona mandrakizay mandrakizay, sady manam-pahefana amin’ny fahafatesana sy amin’ny Toeran’ny maty.
Malagasy Bible 1865
dia Ilay velona; efa maty Aho, nefa, indro, velona mandrakizay mandrakizay sady manana ny fanalahidin'ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia Ilay velona. Efa maty Aho, nefa indro, velona mandrakizay mandrakizay sady manana ny fanalahidin’ny fahafatesana sy ny fitoeran’ny maty*.
malagasy
dia Ilay velona; efa maty Aho, nefa, indro, velona mandrakizay mandrakizay sady manana ny fanalahidin'ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita. [ Gr. Hades]