Revelation 1:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa soraty izay zavatra hitanao, na izay zavatra ankehitriny, na izay zavatra mbola ho avy aorianan’izao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa soraty ny zavatra efa hitanao, sy izay ankehitriny, ary izay mbola ho avy koa any aoriana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa soraty izay zavatra efa hitanao, na izay ankehitriny, na izay mbola ho avy any aoriana.
Malagasy Bible 1865
Koa soraty izay zavatra efa hitanao, na izay zavatra ankehitriny, na izay zavatra mbola ho avy rahatrizay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa soraty izay zavatra hitanao, na izay zavatra ankehitriny, na izay zavatra mbola ho avy aorianan’izao,
malagasy
Koa soraty izay zavatra efa hitanao, na izay zavatra ankehitriny, na izay zavatra mbola ho avy rahatrizay,dia ny zava-miafina ny amin'ny kintana fito izay efa hitanao teny an-tanako ankavanana sy ny fanaovan-jiro volamena fito. Ny kintana fito dia ny anjelin'ny fiangonana fito: ary ny fanaovan-jiro fito dia fiangonana fito. [ Gr. eklesia]