Revelation 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nanambara ny zavatra rehetra izay hitany, dia ny tenin’Andriamanitra sy ny filazana an’i Jesosy Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka dia io no nanambara ny tenin’Andriamanitra sy ny filazan’i Jesoa Kristy, araka ny zavatra rehetra hitany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Io Jôhany io no vavolombelona nampita ny teny avy amin’Andriamanitra sy ny hafatra nijoroan’i Jesoa Kristy ho vavolombelona, dia ny zavatra rehetra efa hitany.
Malagasy Bible 1865
Izay nanambara ny tenin'Andriamanitra sy ny filazana an'i Jesosy Kristy, dia ny zavatra rehetra izay efa hitany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nanambara ny zavatra rehetra izay hitany, dia ny tenin’Andriamanitra sy ny filazana an’i Jesosy Kristy.
malagasy
Izay nanambara ny tenin'Andriamanitra sy ny filazana an'i Jesosy Kristy, dia ny zavatra rehetra izay efa hitany.