Revelation 1:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny zavamiafina ny amin’ny kintana fito izay hitanao teny an-tanako havanana sy ny fitoeran-jiro volamena fito. Ny kintana fito dia ny anjelin’ny Fiangonana fito, ary ny fitoeran-jiro fito dia Fiangonana fito.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izao no hevitry ny kintana fito hitanao teo an-tanako ankavanana, sy ny fanaovan-jiro volamena fito: ny kintana fito moa dia ny Anjelin’ny Eglizy fito; ary ny fanaovan-jiro fito kosa dia ny Eglizy fito.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no hevi-miafina fonosin’ny kintana fito hitanao teo an-tanako havanana sy ny fitoeranjiro volamena fito: ny kintana fito dia ny anjelin’ny Fiangonana fito; ary ny fitoeranjiro fito dia ny Fiangonana fito.
Malagasy Bible 1865
dia ny zava-miafina ny amin'ny kintana fito izay efa hitanao teny an-tanako ankavanana sy ny fanaovan-jiro volamena fito. Ny kintana fito dia ny anjelin'ny fiangonana fito: ary ny fanaovan-jiro fito dia fiangonana fito.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny zavamiafina ny amin’ny kintana fito izay hitanao teny an-tanako havanana sy ny fitoeran-jiro volamena fito. Ny kintana fito dia ny anjelin’ny Fiangonana fito, ary ny fitoeran-jiro fito dia Fiangonana fito.
malagasy
dia ny zava-miafina ny amin'ny kintana fito izay efa hitanao teny an-tanako ankavanana sy ny fanaovan-jiro volamena fito. Ny kintana fito dia ny anjelin'ny fiangonana fito: ary ny fanaovan-jiro fito dia fiangonana fito. [ Gr. eklesia]