Revelation 1:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Jaona no mamangy ny Fiangonana fito any Azia: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy; ary avy amin’ny Fanahy fito izay eo anoloan’ny sezafiandrianany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamangy ny Eglizy fito any Azia aho, Joany: ho ao aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana, avy amin’Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy; avy amin’ny Fanahy fito eo anoloan’ny seza fiandrianany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy amiko Jôhany ireto taratasy ireto, ary mamangy ny Fiangonana fito ao amin’ny faritany Azia aho. Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Ilay ankehitriny sy taloha ary avy; ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ny Fanahy Masina, ombàm-panomezana fito, Izay eo anoloan’ny sezafiandrianan’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
Jaona mamangy ny fiangonana fito any Asia: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy; ary avy amin'ny Fanahy fito izay eo anoloan'ny seza fiandrianany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Jaona no mamangy ny Fiangonana fito any Azia: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy; ary avy amin’ny Fanahy fito izay eo anoloan’ny sezafiandrianany;
malagasy
Jaona mamangy ny fiangonana fito any Asia: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy; ary avy amin'ny Fanahy fito izay eo anoloan'ny seza fiandrianany; [ Gr. eklesia]