Revelation 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro avy eny amin’ny rahona Izy ary hahita Azy ny maso rehetra na dia izay nandefona Azy aza ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin’ny tany. Eny, Amena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro Izy avy eo amin’ny rahona, ka hahita Azy ny maso rehetra, na dia ny an’ireo nandefona Azy aza; ary handòn-tratra ny firenena rehetra ambonin’ny tany amin’ny fahitana Azy. Eny. Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro i Jesoa Kristy, tamy eo amin’ny rahona, ka hahita maso Azy ny olona rehetra, na dia ireo nandefona Azy aza, ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin’ny tany. Eny, izany tokoa!
Malagasy Bible 1865
Indro Izy avy amin'ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, na dia izay nandefona Azy aza; ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin'ny tany. Eny, Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro avy eny amin’ny rahona Izy ary hahita Azy ny maso rehetra na dia izay nandefona Azy aza ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin’ny tany. Eny, Amena!
malagasy
Indro Izy avy amin'ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, na dia izay nandefona Azy aza; ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin'ny tany. Eny, Amena.